|
|
|
|

Teny iditra1  Ramandiamanana Alfred
Singan-teny  2 Ramandiamanana
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Ramandiamanana Alfred (1886-1938/05/17) (DMN, Ramangamalefaka). [3.1]
5 Mpanoratra tantara foronina mahay mitsikera toetr' olona aoka izany. Anarana indrana: DMN, Ramangamalefaka. [2.313]
Voambolana  6  Haisoratra: mpanoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07